plt_tn/rut/02/14.md

12 lines
524 B
Markdown

# Tamin'ny ora fisakafoana
Izany dia manondro ny fisakafoana atoandro.
# atsobohy ao amin'ny divay marikivy ny sombi-mofonao
Sakafo tsotra nohanina tany an-tsaha izany. Ny olona dia mipetraka amin'ny tany manodidina ny lamba izay misy lovia misy divay marikivy sy tapa-mofo eo amboniny. Atsobony ao amin'ny divay marikivy ny mofony mba handemana izany ka mampisy tsirony mialohan'ny ihinanana azy.
# divay marikivy
Fangaro izay handemana ny mofo. Ny Israelita taloha dia mandona ny divay mba hanamboarana vinaingitra.