# Tamin'ny ora fisakafoana Izany dia manondro ny fisakafoana atoandro. # atsobohy ao amin'ny divay marikivy ny sombi-mofonao Sakafo tsotra nohanina tany an-tsaha izany. Ny olona dia mipetraka amin'ny tany manodidina ny lamba izay misy lovia misy divay marikivy sy tapa-mofo eo amboniny. Atsobony ao amin'ny divay marikivy ny mofony mba handemana izany ka mampisy tsirony mialohan'ny ihinanana azy. # divay marikivy Fangaro izay handemana ny mofo. Ny Israelita taloha dia mandona ny divay mba hanamboarana vinaingitra.