plt_tn/rut/02/14.md

524 B

Tamin'ny ora fisakafoana

Izany dia manondro ny fisakafoana atoandro.

atsobohy ao amin'ny divay marikivy ny sombi-mofonao

Sakafo tsotra nohanina tany an-tsaha izany. Ny olona dia mipetraka amin'ny tany manodidina ny lamba izay misy lovia misy divay marikivy sy tapa-mofo eo amboniny. Atsobony ao amin'ny divay marikivy ny mofony mba handemana izany ka mampisy tsirony mialohan'ny ihinanana azy.

divay marikivy

Fangaro izay handemana ny mofo. Ny Israelita taloha dia mandona ny divay mba hanamboarana vinaingitra.