plt_tn/rut/01/14.md

20 lines
565 B
Markdown

# nanandratra ny feony sady nitomany
Midika izany fa nitomany mafy na nitomany fatratra izy ireo.
# Henoy
Ny hoe "henoy" eto dia midika hoe "mandraisa naoty."
# Rota nifikitra teo aminy
"Nitana azy i Rota." DH: "Nandà ny handao azy i Rota" na "Tsy handao azy i Rota"
# ny zaobavinao
"ny vadin'ny rahalahin'ny vadinao" na "Orpa"
# ireo andriamaniny
Mialohan'ny nanambadian'i Orpa sy Rota ny zanaka lahin'i Naomy dia nivavaka tamin'ny andriamanitr'i Moaba izy ireo. Tao anatin'ny fanambadiana, dia nanomboka nivavaka tamin'ny Andriamanitr'i Naomy izy ireo.