plt_tn/rut/01/14.md

565 B

nanandratra ny feony sady nitomany

Midika izany fa nitomany mafy na nitomany fatratra izy ireo.

Henoy

Ny hoe "henoy" eto dia midika hoe "mandraisa naoty."

Rota nifikitra teo aminy

"Nitana azy i Rota." DH: "Nandà ny handao azy i Rota" na "Tsy handao azy i Rota"

ny zaobavinao

"ny vadin'ny rahalahin'ny vadinao" na "Orpa"

ireo andriamaniny

Mialohan'ny nanambadian'i Orpa sy Rota ny zanaka lahin'i Naomy dia nivavaka tamin'ny andriamanitr'i Moaba izy ireo. Tao anatin'ny fanambadiana, dia nanomboka nivavaka tamin'ny Andriamanitr'i Naomy izy ireo.