plt_tn/rut/01/06.md

644 B

efa henony tao amin'ny faritr'i Moaba

"raha mbola nipetraka tany Moaba i Naomy dia efa nandre." Voalaza fa avy any Israely ny vaovao. DH: "nahare tany Israely fony izy tany amin'ny faritr'i Moaba"

Yaveh

Izany no anaran'Andriamanitra izay nasehony tamin'ny olony ao amin'ny Testamenta Taloha.

efa nanampy ny vahoakany izay nila fanampiana

Hitan'Andriamanitra ny filàn'izy ireo ary nomeny vokatra tsara izy ireo.

vinanto vavy

vinanto- ny vehivavy nanambady ny zanak'i Naomy lahy

nandeha nidina ny lalàna izy ireo

"nandeha tamin'ny lalana izy ireo." Ny fandehanana midina ny lalana iray dia fanehoana ny fandehanana miala eo.