plt_tn/rut/01/06.md

20 lines
644 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# efa henony tao amin'ny faritr'i Moaba
"raha mbola nipetraka tany Moaba i Naomy dia efa nandre." Voalaza fa avy any Israely ny vaovao. DH: "nahare tany Israely fony izy tany amin'ny faritr'i Moaba"
# Yaveh
Izany no anaran'Andriamanitra izay nasehony tamin'ny olony ao amin'ny Testamenta Taloha.
# efa nanampy ny vahoakany izay nila fanampiana
Hitan'Andriamanitra ny filàn'izy ireo ary nomeny vokatra tsara izy ireo.
# vinanto vavy
vinanto- ny vehivavy nanambady ny zanak'i Naomy lahy
# nandeha nidina ny lalàna izy ireo
"nandeha tamin'ny lalana izy ireo." Ny fandehanana midina ny lalana iray dia fanehoana ny fandehanana miala eo.