# efa henony tao amin'ny faritr'i Moaba "raha mbola nipetraka tany Moaba i Naomy dia efa nandre." Voalaza fa avy any Israely ny vaovao. DH: "nahare tany Israely fony izy tany amin'ny faritr'i Moaba" # Yaveh Izany no anaran'Andriamanitra izay nasehony tamin'ny olony ao amin'ny Testamenta Taloha. # efa nanampy ny vahoakany izay nila fanampiana Hitan'Andriamanitra ny filàn'izy ireo ary nomeny vokatra tsara izy ireo. # vinanto vavy vinanto- ny vehivavy nanambady ny zanak'i Naomy lahy # nandeha nidina ny lalàna izy ireo "nandeha tamin'ny lalana izy ireo." Ny fandehanana midina ny lalana iray dia fanehoana ny fandehanana miala eo.