plt_tn/rut/01/03.md

695 B

izy sisa no tavela niaraka tamin'ny zanany roa lahy

"ireo zanany roa lahy ihany no niaraka tamin'i Naomy"

naka vady

"manambady vehivavy." Izany dia fomba amin'ny fanambadiana vehivavy. Izy ireo dia tsy maka vehivavy efa manambady.

tamin'ireo vehivavin'i Moaba

Ny zanak'i Naomy dia nanambady vehivavy avy amin'ny fokon'i Moaba. Ireo Moabita dia nivavaka tamin'ny andriamani-kafa.

ny anaran'ny anankiray

"anaran'ny iray amin'ireo vehivavy"

ny anaran'ny iray

"anaran'ny vehivavy iray hafa"

folo taona

folo taona taorian'ny nahatongavan'i Elimeleka sy Naomy tao amin'ny firenen'i Moaba, dia maty Malona sy Kolina zanany lahy

namela an'i Naomy

lasa mpitondratena i Naomy.