plt_tn/rut/01/03.md

28 lines
695 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izy sisa no tavela niaraka tamin'ny zanany roa lahy
"ireo zanany roa lahy ihany no niaraka tamin'i Naomy"
# naka vady
"manambady vehivavy." Izany dia fomba amin'ny fanambadiana vehivavy. Izy ireo dia tsy maka vehivavy efa manambady.
# tamin'ireo vehivavin'i Moaba
Ny zanak'i Naomy dia nanambady vehivavy avy amin'ny fokon'i Moaba. Ireo Moabita dia nivavaka tamin'ny andriamani-kafa.
# ny anaran'ny anankiray
"anaran'ny iray amin'ireo vehivavy"
# ny anaran'ny iray
"anaran'ny vehivavy iray hafa"
# folo taona
folo taona taorian'ny nahatongavan'i Elimeleka sy Naomy tao amin'ny firenen'i Moaba, dia maty Malona sy Kolina zanany lahy
# namela an'i Naomy
lasa mpitondratena i Naomy.