# izy sisa no tavela niaraka tamin'ny zanany roa lahy "ireo zanany roa lahy ihany no niaraka tamin'i Naomy" # naka vady "manambady vehivavy." Izany dia fomba amin'ny fanambadiana vehivavy. Izy ireo dia tsy maka vehivavy efa manambady. # tamin'ireo vehivavin'i Moaba Ny zanak'i Naomy dia nanambady vehivavy avy amin'ny fokon'i Moaba. Ireo Moabita dia nivavaka tamin'ny andriamani-kafa. # ny anaran'ny anankiray "anaran'ny iray amin'ireo vehivavy" # ny anaran'ny iray "anaran'ny vehivavy iray hafa" # folo taona folo taona taorian'ny nahatongavan'i Elimeleka sy Naomy tao amin'ny firenen'i Moaba, dia maty Malona sy Kolina zanany lahy # namela an'i Naomy lasa mpitondratena i Naomy.