plt_tn/rut/01/01.md

20 lines
537 B
Markdown

# dia nisy
"nisy izany" na "izao no nitranga." Izany dia fomba mahazatra entina hanombohana tantara.
# Tamin'ny andro nanapahan'ireo mpitsara
"nandritra ny fotoana nitarihan'ny mpitsara sy ny fitantanana ny Israely"
# teo amin'ny tany
"tany amin'ny tanin'ny Israely"
# nisy lehilahy iray
"lehilahy iray." Izany dia fomba mahazatra entina hampidirana ny olona iray ao amin'ny tantara iray.
# Efratita avy any Betleheman'i Joda
Izy ireo dia olona avy ao amin'ny fokon'i Efraima izay nonina tao Betlehema ao amin'ny faritr'i Joda.