plt_tn/rut/01/01.md

537 B

dia nisy

"nisy izany" na "izao no nitranga." Izany dia fomba mahazatra entina hanombohana tantara.

Tamin'ny andro nanapahan'ireo mpitsara

"nandritra ny fotoana nitarihan'ny mpitsara sy ny fitantanana ny Israely"

teo amin'ny tany

"tany amin'ny tanin'ny Israely"

nisy lehilahy iray

"lehilahy iray." Izany dia fomba mahazatra entina hampidirana ny olona iray ao amin'ny tantara iray.

Efratita avy any Betleheman'i Joda

Izy ireo dia olona avy ao amin'ny fokon'i Efraima izay nonina tao Betlehema ao amin'ny faritr'i Joda.