# dia nisy "nisy izany" na "izao no nitranga." Izany dia fomba mahazatra entina hanombohana tantara. # Tamin'ny andro nanapahan'ireo mpitsara "nandritra ny fotoana nitarihan'ny mpitsara sy ny fitantanana ny Israely" # teo amin'ny tany "tany amin'ny tanin'ny Israely" # nisy lehilahy iray "lehilahy iray." Izany dia fomba mahazatra entina hampidirana ny olona iray ao amin'ny tantara iray. # Efratita avy any Betleheman'i Joda Izy ireo dia olona avy ao amin'ny fokon'i Efraima izay nonina tao Betlehema ao amin'ny faritr'i Joda.