plt_tn/rom/16/23.md

16 lines
484 B
Markdown

# Gaio ... Erasto ... Koarto
Anaran-dehilahy ireo.
# ilay mpampiantrano
Izany dia manondro an'i Gaio, izay tao an-tranony no niangonan'ny Paoly sy ireo namany Kristiana mba hivavaka.
# mpitam-bola
Olona mitantana ny vola ao amin'ny vondrona iray izany.
# Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan'ny Tompontsika Jesosy Kristy
Eto ny teny hoe "fahasoavana" dia milaza ny fitahian'i Tompo eo amin'ny olony. DH: "Tompo Jesosy Kristy anie hitohy hanao zava-tsoa eo amintsika rehetra"