plt_tn/rom/16/23.md

484 B

Gaio ... Erasto ... Koarto

Anaran-dehilahy ireo.

ilay mpampiantrano

Izany dia manondro an'i Gaio, izay tao an-tranony no niangonan'ny Paoly sy ireo namany Kristiana mba hivavaka.

mpitam-bola

Olona mitantana ny vola ao amin'ny vondrona iray izany.

Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan'ny Tompontsika Jesosy Kristy

Eto ny teny hoe "fahasoavana" dia milaza ny fitahian'i Tompo eo amin'ny olony. DH: "Tompo Jesosy Kristy anie hitohy hanao zava-tsoa eo amintsika rehetra"