# Gaio ... Erasto ... Koarto Anaran-dehilahy ireo. # ilay mpampiantrano Izany dia manondro an'i Gaio, izay tao an-tranony no niangonan'ny Paoly sy ireo namany Kristiana mba hivavaka. # mpitam-bola Olona mitantana ny vola ao amin'ny vondrona iray izany. # Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan'ny Tompontsika Jesosy Kristy Eto ny teny hoe "fahasoavana" dia milaza ny fitahian'i Tompo eo amin'ny olony. DH: "Tompo Jesosy Kristy anie hitohy hanao zava-tsoa eo amintsika rehetra"