plt_tn/rom/16/21.md

363 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Paoly dia manao veloma ho an'ireo mpino izay miaraka aminy.

Losio, Jasona, ary Sosipatro ... Tertio

Anaran-dehilahy ireo.

Tertio, izay nanoratra ity epistily ity

Tertio ilay lehilahy izay nanoratra izay nolazain'i Paoly.

manao veloma anareo ao amin'ny Tompo.

"manao veloma anareo amin'ny maha-mpino namana anareo"