# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Paoly dia manao veloma ho an'ireo mpino izay miaraka aminy. # Losio, Jasona, ary Sosipatro ... Tertio Anaran-dehilahy ireo. # Tertio, izay nanoratra ity epistily ity Tertio ilay lehilahy izay nanoratra izay nolazain'i Paoly. # manao veloma anareo ao amin'ny Tompo. "manao veloma anareo amin'ny maha-mpino namana anareo"