plt_tn/rom/16/21.md

16 lines
363 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia manao veloma ho an'ireo mpino izay miaraka aminy.
# Losio, Jasona, ary Sosipatro ... Tertio
Anaran-dehilahy ireo.
# Tertio, izay nanoratra ity epistily ity
Tertio ilay lehilahy izay nanoratra izay nolazain'i Paoly.
# manao veloma anareo ao amin'ny Tompo.
"manao veloma anareo amin'ny maha-mpino namana anareo"