plt_tn/rom/16/15.md

16 lines
419 B
Markdown

# Filologia ... Nerea ... Olimpa
Anaran-dehilahy ireo.
# Jolia
Anaram-behivavy. Mety ho Jolia no vadin'i Filologia.
# fifanorohana masina
Fomba fanehoam-pitiavana eo amin'ireo namana mpino.
# Ireo fiangonan'i Kristy rehetra dia miarahaba anareo.
Eto Paoly dia miresaka momba ny fiangonan'i Kristy amin'ny ankapobeny. DH: "Ireo mpino ao amin'ny fiangonana rehetra ao amin'ity tanàna ity dia manao veloma anareo"