plt_tn/rom/16/15.md

419 B

Filologia ... Nerea ... Olimpa

Anaran-dehilahy ireo.

Jolia

Anaram-behivavy. Mety ho Jolia no vadin'i Filologia.

fifanorohana masina

Fomba fanehoam-pitiavana eo amin'ireo namana mpino.

Ireo fiangonan'i Kristy rehetra dia miarahaba anareo.

Eto Paoly dia miresaka momba ny fiangonan'i Kristy amin'ny ankapobeny. DH: "Ireo mpino ao amin'ny fiangonana rehetra ao amin'ity tanàna ity dia manao veloma anareo"