# Filologia ... Nerea ... Olimpa Anaran-dehilahy ireo. # Jolia Anaram-behivavy. Mety ho Jolia no vadin'i Filologia. # fifanorohana masina Fomba fanehoam-pitiavana eo amin'ireo namana mpino. # Ireo fiangonan'i Kristy rehetra dia miarahaba anareo. Eto Paoly dia miresaka momba ny fiangonan'i Kristy amin'ny ankapobeny. DH: "Ireo mpino ao amin'ny fiangonana rehetra ao amin'ity tanĂ na ity dia manao veloma anareo"