plt_tn/rom/16/12.md

20 lines
453 B
Markdown

# Tryfena ...Tryfosa ... Perysa
Anarm-behivavy ireo.
# Rofosy ... Asynkrito ... Flegona ... Hermesy ... Patroba ... Herma
Anarm-behivavy ireo.
# voafidy tao amin'ny Tompo
Afaka adika hoe DH: "Ireo izay nofidian'ny Tompo"
# ny reniny sy ny reniko
Resahin'i Paoly toy ny reniny ny renin'i Rofosy. DH: "ny reniny, izay raisiko ho toy ny reniko ihany koa"
# ireo rahalahy
Eto izany dia midika hoe namana Kristiana, ao anatin'izany na lahy na vavy.