plt_tn/rom/16/12.md

453 B

Tryfena ...Tryfosa ... Perysa

Anarm-behivavy ireo.

Rofosy ... Asynkrito ... Flegona ... Hermesy ... Patroba ... Herma

Anarm-behivavy ireo.

voafidy tao amin'ny Tompo

Afaka adika hoe DH: "Ireo izay nofidian'ny Tompo"

ny reniny sy ny reniko

Resahin'i Paoly toy ny reniny ny renin'i Rofosy. DH: "ny reniny, izay raisiko ho toy ny reniko ihany koa"

ireo rahalahy

Eto izany dia midika hoe namana Kristiana, ao anatin'izany na lahy na vavy.