# Tryfena ...Tryfosa ... Perysa Anarm-behivavy ireo. # Rofosy ... Asynkrito ... Flegona ... Hermesy ... Patroba ... Herma Anarm-behivavy ireo. # voafidy tao amin'ny Tompo Afaka adika hoe DH: "Ireo izay nofidian'ny Tompo" # ny reniny sy ny reniko Resahin'i Paoly toy ny reniny ny renin'i Rofosy. DH: "ny reniny, izay raisiko ho toy ny reniko ihany koa" # ireo rahalahy Eto izany dia midika hoe namana Kristiana, ao anatin'izany na lahy na vavy.