plt_tn/rom/16/09.md

12 lines
359 B
Markdown

# Orbano ... Staky ... Apela ... Aristobolo ... Herodiona ... Narkisa
Anaran-dehilahy ireo.
# ankasitrahana ao amin'i Kristy
Ny teny hoe "ankasitrahana" dia milaza ny olona izay voatsapa ary voaporofo fa tena marina. DH: "izay neken'i Kristy"
# izay ao amin'ny Tompo
Izany dia ilazana ireo izay matoky an'i Jesosy. DH: "Izay mpino" na "izay an'ny Tompo"