plt_tn/rom/16/09.md

359 B

Orbano ... Staky ... Apela ... Aristobolo ... Herodiona ... Narkisa

Anaran-dehilahy ireo.

ankasitrahana ao amin'i Kristy

Ny teny hoe "ankasitrahana" dia milaza ny olona izay voatsapa ary voaporofo fa tena marina. DH: "izay neken'i Kristy"

izay ao amin'ny Tompo

Izany dia ilazana ireo izay matoky an'i Jesosy. DH: "Izay mpino" na "izay an'ny Tompo"