# Orbano ... Staky ... Apela ... Aristobolo ... Herodiona ... Narkisa Anaran-dehilahy ireo. # ankasitrahana ao amin'i Kristy Ny teny hoe "ankasitrahana" dia milaza ny olona izay voatsapa ary voaporofo fa tena marina. DH: "izay neken'i Kristy" # izay ao amin'ny Tompo Izany dia ilazana ireo izay matoky an'i Jesosy. DH: "Izay mpino" na "izay an'ny Tompo"