plt_tn/rom/16/06.md

359 B

Maria

Anaram-behivavy izany.

Androniko ... Ampliato

Anaran-dehilahy ireo.

Jonia

Izany dia afaka atao hoe 1) Jonia, anaram-behivavy, na tsaratsara kokoa, 2) Jonias, anarn-dehilahy.

Malaza eo anivon'ireo apostoly izy ireo

Afaka adika hoe DH: "Ireo aposotoly mahalala azy ireo tsara"

malalako ao amin'ny Tompo.

"ry sakaizako ary mpino namako"