plt_tn/rom/16/06.md

20 lines
359 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Maria
Anaram-behivavy izany.
# Androniko ... Ampliato
Anaran-dehilahy ireo.
# Jonia
Izany dia afaka atao hoe 1) Jonia, anaram-behivavy, na tsaratsara kokoa, 2) Jonias, anarn-dehilahy.
# Malaza eo anivon'ireo apostoly izy ireo
Afaka adika hoe DH: "Ireo aposotoly mahalala azy ireo tsara"
# malalako ao amin'ny Tompo.
"ry sakaizako ary mpino namako"