# Maria Anaram-behivavy izany. # Androniko ... Ampliato Anaran-dehilahy ireo. # Jonia Izany dia afaka atao hoe 1) Jonia, anaram-behivavy, na tsaratsara kokoa, 2) Jonias, anarn-dehilahy. # Malaza eo anivon'ireo apostoly izy ireo Afaka adika hoe DH: "Ireo aposotoly mahalala azy ireo tsara" # malalako ao amin'ny Tompo. "ry sakaizako ary mpino namako"