plt_tn/rom/16/03.md

614 B

Prisila sy Akoila

Prisila no vadin'i Akoila.

mpiara-miasa amiko ao amin'i Kristy Jesosy

Ireo "mpiara-miasa" amin'i Paoly dia olona izay milaza amin'ny hafa ihany koa ny momba an'i Jesosy. DH: "Izay miasa miaraka amiko mba hilaza amin'ny olona momba an'i Kristy Jesosy"

Manaova veloma amin'ny fiangonana izay ao amin'ny tranon'izy ireo

"Manaova veloma amin'ireo mpino izay mivory ao an-tranony mba hivavaka"

Epaineto

Anaran-dehilahy izany.

voaloham-bokatr'i Asia ho an'i Kristy.

Resahin'i Paoly toy ny hoe vokatra izay nojinjainy i Epaineta. DH: "olona voalohany tao Asia izay nino an'i Jesosy"