# Prisila sy Akoila Prisila no vadin'i Akoila. # mpiara-miasa amiko ao amin'i Kristy Jesosy Ireo "mpiara-miasa" amin'i Paoly dia olona izay milaza amin'ny hafa ihany koa ny momba an'i Jesosy. DH: "Izay miasa miaraka amiko mba hilaza amin'ny olona momba an'i Kristy Jesosy" # Manaova veloma amin'ny fiangonana izay ao amin'ny tranon'izy ireo "Manaova veloma amin'ireo mpino izay mivory ao an-tranony mba hivavaka" # Epaineto Anaran-dehilahy izany. # voaloham-bokatr'i Asia ho an'i Kristy. Resahin'i Paoly toy ny hoe vokatra izay nojinjainy i Epaineta. DH: "olona voalohany tao Asia izay nino an'i Jesosy"