plt_tn/rom/16/03.md

20 lines
614 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Prisila sy Akoila
Prisila no vadin'i Akoila.
# mpiara-miasa amiko ao amin'i Kristy Jesosy
Ireo "mpiara-miasa" amin'i Paoly dia olona izay milaza amin'ny hafa ihany koa ny momba an'i Jesosy. DH: "Izay miasa miaraka amiko mba hilaza amin'ny olona momba an'i Kristy Jesosy"
# Manaova veloma amin'ny fiangonana izay ao amin'ny tranon'izy ireo
"Manaova veloma amin'ireo mpino izay mivory ao an-tranony mba hivavaka"
# Epaineto
Anaran-dehilahy izany.
# voaloham-bokatr'i Asia ho an'i Kristy.
Resahin'i Paoly toy ny hoe vokatra izay nojinjainy i Epaineta. DH: "olona voalohany tao Asia izay nino an'i Jesosy"