plt_tn/rom/16/01.md

979 B

Fampifandraisana foto-kevitra:

Manao veloma ny maro amin'ireo mpino ao Roma amin'ny anaran'izy ireo i Paoly.

Ankiniko aminareo i Foiby

"Tiako raha mba hanaja an'i Foiby ianareo"

Foiby

Anaram-behivavy izany.

anabavintsika

Ny mpisolo-tena tampisaka "-ntsika" eto dia manondro an'i Paoly sy ireo mpino rehetra. DH: "ny anabavintsika ao amin'i Kristy"

Kenkrea

Izany dia seranan-tsambo tao amin'ny tanàn'i Grisia.

handraisanareo azy ao amin'ny Tompo

Mamporisika ireo mpino ao Roma i Paoly mba handray an'i Foiby ho toy ny mpino namana. DH: "raiso izy satria isika rehetra dia an'ny Tompo"

ny fomba mendrika ireo mpino

"amin'ny fomba izay tokony handraisan'ireo mpino ny mpino hafa"

ary manatreha azy

Mamporisika ireo mpino ao Roma i Paoly mba henome an'i Foiby ireo zavatra ilainy. DH: "ary ampio izy amin'ny fanomezana izay rehetra ilainy"

lasa mpanampy ny maro, ary ny tenako ihany koa

"nanampy ny olona maro, ary izy ihany koa dia nanampy ahy"