# Fampifandraisana foto-kevitra: Manao veloma ny maro amin'ireo mpino ao Roma amin'ny anaran'izy ireo i Paoly. # Ankiniko aminareo i Foiby "Tiako raha mba hanaja an'i Foiby ianareo" # Foiby Anaram-behivavy izany. # anabavintsika Ny mpisolo-tena tampisaka "-ntsika" eto dia manondro an'i Paoly sy ireo mpino rehetra. DH: "ny anabavintsika ao amin'i Kristy" # Kenkrea Izany dia seranan-tsambo tao amin'ny tanĂ n'i Grisia. # handraisanareo azy ao amin'ny Tompo Mamporisika ireo mpino ao Roma i Paoly mba handray an'i Foiby ho toy ny mpino namana. DH: "raiso izy satria isika rehetra dia an'ny Tompo" # ny fomba mendrika ireo mpino "amin'ny fomba izay tokony handraisan'ireo mpino ny mpino hafa" # ary manatreha azy Mamporisika ireo mpino ao Roma i Paoly mba henome an'i Foiby ireo zavatra ilainy. DH: "ary ampio izy amin'ny fanomezana izay rehetra ilainy" # lasa mpanampy ny maro, ary ny tenako ihany koa "nanampy ny olona maro, ary izy ihany koa dia nanampy ahy"