plt_tn/rom/16/01.md

36 lines
979 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana foto-kevitra:
Manao veloma ny maro amin'ireo mpino ao Roma amin'ny anaran'izy ireo i Paoly.
# Ankiniko aminareo i Foiby
"Tiako raha mba hanaja an'i Foiby ianareo"
# Foiby
Anaram-behivavy izany.
# anabavintsika
Ny mpisolo-tena tampisaka "-ntsika" eto dia manondro an'i Paoly sy ireo mpino rehetra. DH: "ny anabavintsika ao amin'i Kristy"
# Kenkrea
Izany dia seranan-tsambo tao amin'ny tanàn'i Grisia.
# handraisanareo azy ao amin'ny Tompo
Mamporisika ireo mpino ao Roma i Paoly mba handray an'i Foiby ho toy ny mpino namana. DH: "raiso izy satria isika rehetra dia an'ny Tompo"
# ny fomba mendrika ireo mpino
"amin'ny fomba izay tokony handraisan'ireo mpino ny mpino hafa"
# ary manatreha azy
Mamporisika ireo mpino ao Roma i Paoly mba henome an'i Foiby ireo zavatra ilainy. DH: "ary ampio izy amin'ny fanomezana izay rehetra ilainy"
# lasa mpanampy ny maro, ary ny tenako ihany koa
"nanampy ny olona maro, ary izy ihany koa dia nanampy ahy"