plt_tn/rom/15/30.md

20 lines
529 B
Markdown

# mamporisika anareo aho
"mampahery anareo aho"
# ry rahalahy
Eto izany dia ilazana ireo namana Kristiana, ao anatin'izany na ny lahy na ny vavy.
# hiaraka hiady
"hiasa mafy" na "hitolona"
# avotra
"voavonjy" na "voaro"
# ary mba ho eken'ireo mpino ny fanompoako ho an'ny Jerosalema
Eto Paoly dia maneho ny faniriany mba handraisan'ireo mpino ao Jerosalema am-pifaliana ny vola avy amin'ireo mpino ao Makedonia sy Akaia. DH: "ary mivavaha mba ho faly ireo mpino ao Jerosalema handray ny vola izay hoentiko ho azy ireo''