plt_tn/rom/15/30.md

529 B

mamporisika anareo aho

"mampahery anareo aho"

ry rahalahy

Eto izany dia ilazana ireo namana Kristiana, ao anatin'izany na ny lahy na ny vavy.

hiaraka hiady

"hiasa mafy" na "hitolona"

avotra

"voavonjy" na "voaro"

ary mba ho eken'ireo mpino ny fanompoako ho an'ny Jerosalema

Eto Paoly dia maneho ny faniriany mba handraisan'ireo mpino ao Jerosalema am-pifaliana ny vola avy amin'ireo mpino ao Makedonia sy Akaia. DH: "ary mivavaha mba ho faly ireo mpino ao Jerosalema handray ny vola izay hoentiko ho azy ireo''