# mamporisika anareo aho "mampahery anareo aho" # ry rahalahy Eto izany dia ilazana ireo namana Kristiana, ao anatin'izany na ny lahy na ny vavy. # hiaraka hiady "hiasa mafy" na "hitolona" # avotra "voavonjy" na "voaro" # ary mba ho eken'ireo mpino ny fanompoako ho an'ny Jerosalema Eto Paoly dia maneho ny faniriany mba handraisan'ireo mpino ao Jerosalema am-pifaliana ny vola avy amin'ireo mpino ao Makedonia sy Akaia. DH: "ary mivavaha mba ho faly ireo mpino ao Jerosalema handray ny vola izay hoentiko ho azy ireo''