plt_tn/rom/15/26.md

16 lines
681 B
Markdown

# fifalian'i Makedonia sy Akaia
Eto ny teny hoe "Makedonia" sy "Akaia" dia ilazana ireo olona izay monina ao amin'ireo tanana ireo. DH: "ireo mpino ao amin'ny faritra any Makedonia sy Akaia dia faly"
# Eny, fifaliana ho azy ireo izany
"Ireo mpino any Makedonia sy Akaia dia faly nanao izany"
# mpitrosa aminy tokoa izy ireo
''ireo olona ao Makedonia sy Akaia dia mpitrosa amin'ireo mpino ao Jerosalema tokoa"
# Fa raha ny Jentilisa no nizara tamin'ny zavatra masin'izy ireo, dia tokony hanompo azy ireo ihany koa izy ireo amin'ireo
"satria mizara ireo zavatra ara-panahy amin'ireo mpino Jiosy ny Jentilisa, dia ananan'ireo mpino ao Jerosalema trosa fanompoana ny Jentilisa"