# fifalian'i Makedonia sy Akaia Eto ny teny hoe "Makedonia" sy "Akaia" dia ilazana ireo olona izay monina ao amin'ireo tanana ireo. DH: "ireo mpino ao amin'ny faritra any Makedonia sy Akaia dia faly" # Eny, fifaliana ho azy ireo izany "Ireo mpino any Makedonia sy Akaia dia faly nanao izany" # mpitrosa aminy tokoa izy ireo ''ireo olona ao Makedonia sy Akaia dia mpitrosa amin'ireo mpino ao Jerosalema tokoa" # Fa raha ny Jentilisa no nizara tamin'ny zavatra masin'izy ireo, dia tokony hanompo azy ireo ihany koa izy ireo amin'ireo "satria mizara ireo zavatra ara-panahy amin'ireo mpino Jiosy ny Jentilisa, dia ananan'ireo mpino ao Jerosalema trosa fanompoana ny Jentilisa"