plt_tn/rom/15/26.md

681 B

fifalian'i Makedonia sy Akaia

Eto ny teny hoe "Makedonia" sy "Akaia" dia ilazana ireo olona izay monina ao amin'ireo tanana ireo. DH: "ireo mpino ao amin'ny faritra any Makedonia sy Akaia dia faly"

Eny, fifaliana ho azy ireo izany

"Ireo mpino any Makedonia sy Akaia dia faly nanao izany"

mpitrosa aminy tokoa izy ireo

''ireo olona ao Makedonia sy Akaia dia mpitrosa amin'ireo mpino ao Jerosalema tokoa"

Fa raha ny Jentilisa no nizara tamin'ny zavatra masin'izy ireo, dia tokony hanompo azy ireo ihany koa izy ireo amin'ireo

"satria mizara ireo zavatra ara-panahy amin'ireo mpino Jiosy ny Jentilisa, dia ananan'ireo mpino ao Jerosalema trosa fanompoana ny Jentilisa"