plt_tn/rom/15/24.md

16 lines
467 B
Markdown

# Espaina
Izany dia faritra ao Roma andrefana izay nirian'i Paoly ho tsidihana.
# rehefa mandalo
"rehefa mandalo ao Roma aho" na "rehefa an-dalana aho"
# haterinareo any amin'ny alehako
Eto Paoly dia milaza hevitra ambadika fa tiany ireo mpino Romana mba hanome fanampiana ara-bola ho azy amin'ny diany ho any Espaina. DH: "mba hanampianareo ahy amin'ny diako"
# mankafy ny fiarahanareo
"mankafy handany fotoana kely miaraka aminareo" na "faly namangy anareo"