plt_tn/rom/15/24.md

467 B

Espaina

Izany dia faritra ao Roma andrefana izay nirian'i Paoly ho tsidihana.

rehefa mandalo

"rehefa mandalo ao Roma aho" na "rehefa an-dalana aho"

haterinareo any amin'ny alehako

Eto Paoly dia milaza hevitra ambadika fa tiany ireo mpino Romana mba hanome fanampiana ara-bola ho azy amin'ny diany ho any Espaina. DH: "mba hanampianareo ahy amin'ny diako"

mankafy ny fiarahanareo

"mankafy handany fotoana kely miaraka aminareo" na "faly namangy anareo"