# Espaina Izany dia faritra ao Roma andrefana izay nirian'i Paoly ho tsidihana. # rehefa mandalo "rehefa mandalo ao Roma aho" na "rehefa an-dalana aho" # haterinareo any amin'ny alehako Eto Paoly dia milaza hevitra ambadika fa tiany ireo mpino Romana mba hanome fanampiana ara-bola ho azy amin'ny diany ho any Espaina. DH: "mba hanampianareo ahy amin'ny diako" # mankafy ny fiarahanareo "mankafy handany fotoana kely miaraka aminareo" na "faly namangy anareo"