plt_tn/rom/15/13.md

489 B

Andriamanitry ny fahatokisana

Eto ny teny hoe "fahatokisana" dia ilazana ny fahafahan'ny olona iray hatoky an'Andriamanitra mba hanao izay zavatra nampanantenainy ho atao. DH: "Andriamanitra, izay atokisanareo hanantanteraka ireo fampanantenany"

hameno anareo ny fifaliana sy fiadanana

Paoly eto dia manao filaza masaka mba hanasongadinana ny heviny. DH: "hameno anareo amin'ny fifaliana lehibe sy fiadanana"

mba ahafahanareo ho feno fahatokisana

"mba hatoky tanteraka ianareo"