plt_tn/rom/15/13.md

12 lines
489 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Andriamanitry ny fahatokisana
Eto ny teny hoe "fahatokisana" dia ilazana ny fahafahan'ny olona iray hatoky an'Andriamanitra mba hanao izay zavatra nampanantenainy ho atao. DH: "Andriamanitra, izay atokisanareo hanantanteraka ireo fampanantenany"
# hameno anareo ny fifaliana sy fiadanana
Paoly eto dia manao filaza masaka mba hanasongadinana ny heviny. DH: "hameno anareo amin'ny fifaliana lehibe sy fiadanana"
# mba ahafahanareo ho feno fahatokisana
"mba hatoky tanteraka ianareo"