# Andriamanitry ny fahatokisana Eto ny teny hoe "fahatokisana" dia ilazana ny fahafahan'ny olona iray hatoky an'Andriamanitra mba hanao izay zavatra nampanantenainy ho atao. DH: "Andriamanitra, izay atokisanareo hanantanteraka ireo fampanantenany" # hameno anareo ny fifaliana sy fiadanana Paoly eto dia manao filaza masaka mba hanasongadinana ny heviny. DH: "hameno anareo amin'ny fifaliana lehibe sy fiadanana" # mba ahafahanareo ho feno fahatokisana "mba hatoky tanteraka ianareo"